msh_1sa_text_udb/11/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 1 Bakeo Nahasy Amonita nandeha sady nitoby tagny Jabesi-Gileada. Hoy gny olon'i Jabesy iaby tamin'i nahasy hoe: Manaova fagnenkea miaraky aminay, la hanompo gnanareo rahay." \v 2 La namaly i Nahasy Amonita hoe:" Amin'izo petraky zao hanaovako fifagnenkea aminareo, la gny hipotsirako gny maso ankavanananareo iaby, sady io ro fomba hagnandesa fahafaham-baraka eo amin'Israely manontolo."