1 line
334 B
Plaintext
1 line
334 B
Plaintext
\v 20 Kanefa i Mikala, anaky ampelan'i Saoly tia gann'i Davida. Nivola tamin'i Saoly rozy, sady nahafaly gnazy io. \v 21 Bakeo i Saoly nieritreritsy hoe:' Hameako gnazy ie, mba ho fandriky ho gnazy, sady mba hanohitsy gnazy gny tagnan'ireo Filistina." Ka nivola fagnindroany gnan'i Davida ndraiky i Saoly hoe;' Ho vinanto lahiko iha." |