msh_1sa_text_udb/15/28.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 28 Hoy i Samoela taminy:' Fa nalan'i Yaveh hiala aminao gny fanjakan'Israely androany sady fa nameany ho gnan'ny namanao, zay soa noho iha. \v 29 Sady koa, tanjak'Israely la tsy havandy na hampiva gny heviy manao akory; fa tsy olo Ie, ka hiova hevitsy."