1 line
406 B
Plaintext
1 line
406 B
Plaintext
\v 13 sady hoy Samoela tamin'i saoly :' nanao ada iha. Tsy nitandry gny lilin'i Yaveh Ndranagnaharinao zay nameany gnanao iha. fa tamin'io ro nametrahan'i Yaveh gny fanapahanao eo amin'Israely mandrakizay . \v 14 Fa amizao la tsy hitohy gny fanapahanao. Nila johary raiky araky gny fony avao Yaveh, sady Yaveh nanendry gnazy ho andriana eo amin'ny fkonolony, fotony tsy nankatoa zay nandidiany gnanao iha." |