msh_1sa_text_udb/02/08.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 8 Mampitsanga gny lantsa hienga amin-gny fotaky Ie. Mampisondratsy gny ory hienga amin-gny lavenoky mba hametrak'azy reo miaraky amin-gny andrian-johary ka handova gny sezim-boninahitsy. Gny andrian'ny tagny iaby gnan'i Yaveh sady teo amin-dreo ro nametrahany gnan'izao tontolo zao.