msh_1sa_text_udb/02/01.txt

1 line
188 B
Plaintext

\v 1 Nivavaky Hana ka nanao hoe: " Gny foko mifaly amin'i Yaveh. Gny fagniriako miranga amin'i Yaveh. Gny molotro mirehareha alohan-dreo malay gnahy, safe mifaly amin-gny famonjeanao zaho.