1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
\v 3 Intoy aho; mijoro vavolombelo hanohitsy ahy eo agnatrehan'i Yaveh voho eo agnatrehan'ilay voahosony. Aobin'ia ro fa nalako? Ampondran'ia ro fa nalako? Ia ro fa nambakaiko? Ia ro fa nampijaliko? Bakamin'ny tagnan'ia ro fa nandrambesako kolikoly mba hahatamy gny masoko? Mijoroa vavolombelo hanohitsy ahy, fa hampoliko aminareo io." |