msh_1sa_text_udb/08/16.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 16 Halany reo mpanomponareo lahy voho reo mpanomponareo ampela sady soa mare amin'ireo tovolahinareo voho borikinareo; hataony hiasa ho gnazy rozy iaby. \v 17 Halany gny ampahafolon'ireo aondry aman'aosinareo, ka ho lasa andevony nareo. \v 18 Ka amin'io andro io la hitaray noho gny mpanjakanareo zay nifilinareo ho gnan'ny vatanareo nareo; fa ingo tsy hamaly gnanareo i Yaveh amin'io andro io."