msh_1sa_text_udb/22/03.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 3 Sady niala ho agny Mizpa ao Moaba i Davida. Hoy ie tamin'ny mpanjakan'i Moaba hoe;' Mba miangavy lahy ao gny raiko voho gny reniko hiboaky hiaraky aminao mandram-pahaizako zay hataon-Dranagnahary ho gnahy." \v 4 Nengany niaraky tamin'ny mpanjakan'i Moaba rozy. Gny rainy voho reniny nipetraky niaraky taminy tamin'ny fotoa iaby naha-tao amin'ny fiarovany mafy gnan'i Davida. \v 5 Sady Gada mpaminany nivola tamin'i Davida hoe;' Ka mijano ao amin'ny fiarovanao mafy. Miainga sady mandehana agny amin'ny tanin'i Joda." Ka la niala tao Davida sady nandeha tao amin'ny alan'i Hareta.