1 line
478 B
Plaintext
1 line
478 B
Plaintext
\v 31 Lafa re reo teny zay nolazain'i Davida ,la nampimpoly gnan;io tamin'i Saioly reo miaramila, sady nampagniraky ho gnan'i Davida ie. \v 32 Bakeo la hoy Davida tamin'i Saoly:' Ao tsy hisy johary ho ketraky noho io Filistina io gny fony; gny mpanompo la handeha ka hialy amin'io Filistina io." \v 33 Hoy i Saoly tamin'i Davida :' Tsy afaky handeha hanohitsy io Filistina io sady hialy aminy iha; fotony mbo tanora iha, sady ie la joharin'aly nanomboky tamin'ny fahatanorany." |