1 line
354 B
Plaintext
1 line
354 B
Plaintext
\v 2 I saoly voho reo joharin'Israely la nivory sady ntoby tao amin'ny Lohasahan'i Elaha, sady nandamy gny filaharan-drozy amin'ny aly mba hifagnehitsy amin'ireo Filistina. \v 3 Nitsanga teo agnabony tendrombohitsy tegny am-pita reo Filistina, sady gny Isrealy nitsanga teo agnabony tendrombohitsy tegny am-pita sady lohasaha ro nagnelagnela gnan-drozy. |