msh_1sa_text_udb/04/21.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 21 Nikaihy hoe;'Ikaboda gny agnaran'ilay zaza, fa hoy ie hoe:' afa-boninahitsy Israely!" Fa lasa gny fiaran-Dranagnahary, sady nohon'ny rafozan-dahiny voho gny valiny koa. \v 22 Hoy ie hoe:' afa-boninahitsy Israely, fotony lasa gny fiaran-Dranaganahry."