msh_1sa_text_udb/04/16.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 16 Hoy lay johary tamin'i Ely :" zaho lay raiky zay bakagny amin'ny laharan'aly. Nandositsy gny aly aho androany." \v 17 Hoy Ely hoe;' Nanao akory gny fizotrany, anaky?' Namaly lay johary nanday vaovao ka nanao hoe:' nandositsy gnan'ireo Filistina gny Israely. Sady koa, nisy faharesea bevata teo amin'ny fokonolo. Sady koa , maty Hofinia voho finehasa, anakao roe lahy, sady lasa gny fiaran-Dranagnahary."