msh_1sa_text_udb/04/07.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 7 Natahotsy reo Filistiana; hoy rozy hoe:' Misy ndranagnary avy ao an-toby." Hoy rozy hoe; \v 8" Loza ho gnantsika ! Mbo tsy nisy raha nitranga manahaky gnan'ny toy gny taloha! Loza ho gnantsika! Ia ro hiaro gnantsika amin'ny herin'reo Ndranagnahary mahery reo? Reo ro Ndranagnahary namely gny Egyptiana tamin'ny loza maro isan-karazany tagny agn'efitsy. \v 9 Alao hery, sady mba johary, nareo ry Filistina, sao ho avy andevon'ny Hebreo nareo, manahaky gny naha-andevonareo gnan-drozy .Mba johary, ka mialia."