msh_1sa_text_udb/04/05.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 5 Lafa nilitsy tao an-toby gny fiaran'ny fanenken'i Yaveh, la niara-namoaky koraky mare gny fokonolon'Israely manontolo, sady nanakoako gny tany. \v 6 Lafa ren'ireo Filistiana gny kotaban'ny korakoraky, la hoy rozy hoe:" Fa ino ro dikan'izay korakoraky mare ao an-tobin'ny Hebreo zao? Bakeo la azon-drozy an-tsay fa avy tao an-toby gny fiaran'i Yaveh.