msh_1sa_text_udb/04/01.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 1 Avy tamin'ny Israely manontolo gny tenin'i Samoela. Sady hiboaky hialy tamin'ireo Filistiana gny Israely . Nametraky toby teo Ebenezera rozy, sady nametraky toby teo Afeka koa reo Filistiana. \v 2 Nilahatsy hialy tamin'ny Israely reo Filistiana. Lafa niely gny aly, la resin'ireo Filistiana zay nahafaty teo ho eo amin'ny efatsy arivo lahy teo amin'ny sahan'aly gny Israely.