msh_1sa_text_udb/26/13.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 13 La nandeha tagny ampita i Davida sady nijoro teo an-tampon'ny tendrombohitsy lavitsy tegny ; nisy halavira bevata nagnelagnela gnan-drozy. \v 14 Nitabataba mare tamin'ireo vahoaky voho Abnera anak'i Nera i Davida; hoy ie hoe:' Tsy mamaly va iha , ry Abnera?" La namaly Abnera ka nanao hoe:' Ia iha zao mikaikaiky gny mpanjaka zao?"