msh_1sa_text_udb/23/24.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 24 Bakeo nitsanga rozy ka nagnagny Zifa mialohan'i Saoly. sady tagny amin'ny efitsy gny Maona i Davida voho reo johariny, tagny Araba antimon'i Jesimona. \v 25 Nandeha hila gnazy Saoly voho gny johariny. Fa namabara tamin'i Davida io, ka nizotso tagny amin'ny tany havoa bevato rozy sady nipetraky tagny agn'efitsy Maona. Lafa nahare gnan'io Saoly, la nagnenjiky gnan'i Davida tagny an-tany efits'i Maona ie.