msh_1sa_text_udb/17/17.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 17 La hoy i Jese tamin'i Davida anany hoe:' Mangala raiky efaha amy toy vary voaendy toy sady reto mofo folo reto ho gnan'ireo rahalahinao, sady andeso malaky agny amin'ny tobin'ireo rahalahinao reto. \v 18 Andeso agny amin'ny Kapitenin'ireo arivo avao koa reto fromazy folo reto. Jereo hoe manao akory reo rahalahinao sady magnandesa porofo mimpoly atoy fa tsy magnino rozy.