1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 8 Mampitsanga gny lantsa hienga amin-gny fotaky Ie. Mampisondratsy gny ory hienga amin-gny lavenoky mba hametrak'azy reo miaraky amin-gny andrian-johary ka handova gny sezim-boninahitsy. Gny andrian'ny tagny iaby gnan'i Yaveh sady teo amin-dreo ro nametrahany gnan'izao tontolo zao. |