1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 3 Sady hoy reo joharin'i davida taminy:' Ingo, matahotsy tsika eto Joda. Ka mainka fa handeha ho agny Keila ka hialy amin'ireo tafiky gny Filistina?' \v 4 La mbo nivavaky tamin'i Yaveh ndraiky Davida mba hagnampy gnzy. Namaly gnazy Yaveh hoe;' Mitsangana, mizotsoa magnagny Keila. Fa hameako gnanao gny fandresea reo Filistina." |