msh_1sa_text_udb/17/55.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 55 Lafa nahita gnan'i Davida niboaky nanohitsy gnan'i Filitstina i saly, la hoy ie tamin'i Abnera, kapitenin'ny tafiky:' Ry Abnera , anak'ia tovolahy io?" La hoy i abnera :' Laha mbo velo koa iha, ry mpanjaka, la tsy haiko". \v 56 Gny mpanjaka nivola hoe:" agnontanio reo zay mety nahay , hoe anak'ia zazalahy io."