msh_1sa_text_udb/15/06.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 6 La hoy i saoly tamin'ireo Kenita;' Mandehana, miala, miboaha bakeo amin'ireo Amalekita, mba tsy handringako gnanareo miaraky amin-drozy. Fa nampiseho hasoam-pagnahy tamin'ny Israely iaby nareo, fony avy bakagny Egypta rozy." Nohon'io la niala teo amin'ireo Amalekita reo Kenita. \v 7 Bakeo la namely gnan'ireo Amalekita i saoly, hatragny Havilaha ka hatragny Ora, zay agny antignanan'i Egypta.