1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 19 Namely gny sasany tamin'ireo olon'i Beti-semesy i yaveh fotony nijery tao agnatin'ilay fiaran'i Yaveh rozy. namono johary 50.070 Ie. Nisaona gny fokonolo, fotony namely mare gny fokonolo Yaveh.\v 20 Hoy reo olon'i Beti-semesy hoe;' Ia ro afaky hijoro magnatriky gnan'i Yaveh, toy Ndranagnahay masy toy? Ho amin'ia ro iakaran'ilay fiara baka toy amintsika?' |