|
\v 17 Nahatiaro gny feon'i Davida i Saoly ka nanao hoe:" Feonao va io, ry Davida anako lahy?" Hoy Davida hoe:' Feoko io , ry moanjaka , tompoko." \v 18 Hoy ie hoe:' Nagnino ro magnenjiky gny mpanompony gny tompoko? Ino lahy ro nataoko? Ino ro raty eo an-agnako? |