\v 13 Ka nalan'i Saoly teo amin'ny fagnatrehany ie sady nontendreny ho mpifehay gny arivo. Io ro fomba niboahan'i Davida voho nankanesany teo agnatrehan'ny vahoaky. \v 14 Nambiny tamin'ny lalany iaby i Davida, fotony nomba gnazy Yaveh.