1 line
457 B
Plaintext
1 line
457 B
Plaintext
\v 2 Nitsanga i Davida sady niainga , ie voho reo johary enin-jato zay niaraky taminy, ho agny amin'i Akisy anak'i Maoka, mpanjakan'i Gata. \v 3 Nipetraky tamin'i Akisy tao Gata i Davida, ie vho reo johariny, gny johary kirakiraiky miaraky amin'ny avorohotany iaby, sady Davida miaraky amin'ireo valiny roe, Ahinoama Jerizelita voho Abigaila Karmelita, valin'i Nabala. \v 4 Nambara tamin'i Saoly fa nandositsy agny Gata i Davida , ka tsy nila gnazy sasy ie. |