msh_1sa_text_udb/18/25.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 25 Sady hoy i Saoly hoe:' Lazao gnan'i Davida zao; Tsy magniry vodiondry gny mpanjaka, fa lohan-tsitsy zaton'ireo Filistina avao, mba hamalia faty re fahavalo gny handavo gnan'i Davida tamin'ny tagnan'ireo Filistina. \v 26 lafa nailaza reo teny reo tamin'i Davida reo gny mpanompony, la nahafaly gnan'i Davida gny ho vinanton'ny mpanjaka.