msh_1sa_text_udb/16/06.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 6 Lafa avy rozy, la nijery gnan'i Eliaba zay nivola tamin'ny vatany hoe niijoro nagnatriky gnazy tokoa lay voahosits'i Yaveh. Fa ingo hoy i Yaveh tamin'i Samoela hoe:' Ka mijery gny endriny ivelany, na gny ahabon'ny tsangany; fotony fa nanda gnazy Aho. \v 7 Fa Yaveh la tsy mijery manahaky gny fijerin'ny olombelo; gny olombelo mijery gny endriky ivelany, fa i Yaveh koa mijery gny ao am-po."