msh_1sa_text_udb/12/22.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 22 Fa nohon'ny agnarany bevata , la tsy handa gny olony i Yaveh, fotony mahafaly gnan'i Yaveh gny hanao gnanareo ho fokonolony. \v 23 Laha gny amiko , la sagnatriaviko gny hanota amin'i Yaveh amin'ny fijanogna gny hivavaky ho gnanareo. Fa koa hampianatsy gnanareo gny lala zay soa voho marina aho.