\v 22 Sady nirambesin'i Samoela i Saoly voho gny ampondrany, ka nandesiny tagny agn'efi-tragno, sady napetrany teo amin'ny fipetraha voalohany ho gnan'izay voaaasa rozy zay tokony ho olo telopolo eo ho eo.