msh_1sa_text_udb/25/37.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 37 Lafa ray gnan'andro, lafa nisava gny divain'i Nabala, la nolazain'ny valiny taminy reo raha reo; la nilofoky tao agnatiny gny fony, sady nanjary manahaky gny vato ie. \v 38 Sady folo andro tatoy afara la namely gnan'i Nabala i Yaveh ka maty ie.