1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
\v 1 Lafa antitsy i Samoela, la nataony ho mpitsara eo amin'ny Israely reo anany lahy. \v 2 Joela ro agnaran'ny lahimatoany, sady Abia ro agnaran'ny anany lahy faharoe. Mpitsara tao Beri-sheba rozy . \v 3 Tsy nandeha tamin'ny lalany reo razany lahy , fa nila fiharia tsy to. Nandramby kolikoly rozy sady namadiky gny rainy. |