msh_1sa_text_udb/09/20.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 20 Laha gny amin'ireo ampondranao zay trobo telo andro lasa zay, la ka manahy gny amin'io, fa hita io. Sady napetraky taminao gny fagnirian'Israely manontolo? Tsy ho aminao voho amin'ny amin'ny avorohotan-drainao iaby va? \v 21 Namaly i Saoly ka nivola hoe;' Fa tsy Benjamita va aho bakamin'ny foko kely maren'Israely? Tsy gny fianakaviam-beko va ro farany mare amin'ireo fianakaviambe manontolo ao amin'ny fokon'ny Benjamina? Ka nagnino ro io fomba io ro niresahanao tamiko?"