msh_1sa_text_udb/14/08.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 8 La hoy Jonatana hoe;' hiampita ho egny amin'ireo johary tsika, sady hiseho eoamin-drozy. \v 9 Laha mivola amintsika rozy hoe;' Mandignasa egny mandra-piavianay egny aminareo_la hijano eo amin'ny toerantsika tsika ka tsy hiampita