msh_1sa_text_udb/31/11.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 11 Lafa nahare zay nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly gny olon'i Gileada, \v 12 la nitsanga reo johary mpialy iaby sady nandeha gny haly manontolo ka nangalaky gny fatin'i Saoly gny fatin'ireo anaky lahiny teo amin'ny mandan'i Beta-sana. nagnagny Jabesa rozy sady noroany teo reo. \v 13 Sady nalan-drozy gny taolan-drozy bakeo ka nalevy tambanin'ny hazo tamariska tao Jabesy, sady nifaly hany nandritsa gny fito andro rozy.