msh_1sa_text_udb/31/04.txt

1 line
561 B
Plaintext

\v 4 Sady hoy i Saoly tamin'ny mpanday gny fialiany:'Aboaho gny sabatrao sady trobahy amin'io aho. Laha tsy io, reo tsy voafora reo ro ho avy ka hagnararaotsy ahy.Fa tsy nanao gnan'io lay mpanday gny fialiany fotony natahotsy mare ie. ka nalan'i Saoly gny sabany sady nalavony tagnabon'io ie. \v 5 Lafa hitan'ny mpanday gny fialiany fa maty i Saoly, la nilavo tagnabon'ny sabany manahaky gnan'io koa ie ka maty niaraky taminy. \v 6 Ka la maty i Saoly, reo anaky lahiny telo , voho gny mpanday gny fialiany__reo johary reo la niara-maty tamin'ny andro igny avao.