msh_1sa_text_udb/26/19.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 19 Amizao , miangavy aminao aho, ao gny tompoko mpanjaka hijanjy gny safan'ny mpanompony , Laha Yaveh ro nampienta gnanao hanohitsy ahy, ao Ie hanaiky fagnatitsy raiky; fa laha olombelo io, la ho voaozo eo imason'i Yaveh anie ie, fa nandroaky gnahy rozy androany,mba tsy hifikirako amin'ny lovan'i Yaveh; hoy rozy tamiko hoe: Mandehana manompo ndranagnaharin-kafa, \v 20 Amizao , ka enga ho trbo eo amin'ny tany lavitsy gny fagnatrehan'i Yaveh gny rako; fa fa niboaky hila lay parasy raiky manahaky gny hihazan'ny olo tsipoy raiky agny amin'ireo tendrombohitsy gny mpanjakan'Israely."