msh_1sa_text_udb/26/11.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 11 Ho raran'i Yaveh anie gny haninjirako gny tagnako hamely lay voahosony; fa amizao , miangavy aminao aho, rambeso gny lefony zay eo an-dohany voho gny sinin-dranony, sady andao handeha." \v 12 Ka la nalan'i Davida bakeo an-dohan'i Saoly lay lefo voho lay sinin-drano, la niala rozy. Tsy nisy nahita gnan-drzy na nahay momba gnan'io, na nisy olo nifoha, fa an-droro iaby rozy fotony nilatasky taomin-drozy gny torimaso laliky bakamin'i Yaveh.