msh_1sa_text_udb/26/06.txt

1 line
672 B
Plaintext

\v 6 La hoy i Davida tamin'i ahimeleka Hitita, voho tamin'i Abisay anak'i Zeroia, rahalahin'i Joaba hoe:' Ia rohandeha hizotso ho agny amin'i Saoly ao an-toby miaraky amiko?' Hoy Abisay hoe:' zaho!Hizotso miaraky aminao aho." \v 7 Ka nagnagny amin'ny tafiky i Davida voho Abisay gny haly. Niroro tao an-toby niaraky tamin'ny lefony nitsatoky tamin'ny tany teo agnilan'ny lohany i Saoly. Nandry nagnodidy gnazy i Abnera voho reo miaramilany. \v 8 La hoy Abisay tamin'i Davida hoe:' Napetrakin-Dranagnahary ho eo an-tagnanao gny fahavalonao henanio. Engao lahy aho zao hitomboky gnazy ho amin'ny tany mamely indraiky avo amin'ny lefo. Tsy hamely gnazy fagnindroe azo aho."