msh_1sa_text_udb/25/21.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 21 Sady nivola Davida hoe:' Tena zava-poana ro niambenako zay iaby nanana gnan'io johary io tagny agn'efitsy, fa tsy nisy na ino ino trobo zay iaby gnazy, la novaliany raty gny soa nataoko gnazy. \v 22 Hanao manahaky gnan'io amiko anieNdranagnahary, ry Davida, sady mandilatsy aza, laha mamela ndra la johary raiky amin'ireo izay gnazy aho mandra-paray."