msh_1sa_text_udb/31/07.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 7 Lafa hitan'ny joharin'Israely zay tegny ampitan'ny lohasaha, voho reo zay tegny an-dafin'i Jordana, fa nandositsy gny joharin'Israely, sady maty i saoly voho reo anaky lahiny, la nagnenga gny tanany sady nandositsy rozy, sady avy reo Filistina ka nipetraky teo amin'ire. \v 8 Sady gny hamarain'igny, lafa avy hangalaky reo faty reo Filistina, la nahita gnan'i saoly voho reo anany telo lahy lavo teo amin'ny tendrombohitsy Gilboa.