msh_1sa_text_udb/30/29.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 29 Nandefa gny sasany tagny amin'ireo loholo zay agny Rakala, voho reo zay agny amin'ny tanan'i jeramelita, sady reo zay agny amin'ny tanan'ireo Kenita, \v 30 sady ho gnan'ireo zay agny Horma, voho reo zay agny Korsana, sady ho gnan'ireo zay agny Ataka, \v 31 voho reo zay agny Hebrona, sady amin'ireo toera iaby zay nandehanan'i davida voho reo olony matetky ie.