msh_1sa_text_udb/30/09.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 9 La nandeha i Davida , ie voho reo eninjato lahy zay nisondry taminy;sady avy tagny main'ny reniranon'i Besora rozy, zay nijanognan'ireo tariky tagny afara. \v 10 Fa nanohy gny fagnenjeha i Davida, ie voho reoafajato lahy; fa gny roanjato nijano tafara, zay tena osa ka tsy afaky gny handeha eo amin'ny lohasahan-driakin'i Besora.