msh_1sa_text_udb/29/10.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 10 Ka amizao mifohaza maraindraim-be miaraky amin'ireo mpanompon'ny tomponao zay avy niaraky taminao; vantany vao mifoha iha gny maraindray be sady mazava gny andro, la mandehana." \v 11 sady Davida nifoha maraindray be, ie voho reo olony, mba hiala maray, mba himpoly agny amin'ny tanin'ny Filitina. Nefa reo Filistina niakatsy tagny Jzirla.