msh_1sa_text_udb/25/39.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 39 Lafa ren'i Davida fa nimaty i Nabala, la hoy ie:' Isaorana anie Yaveh, lay nangalaky gny faniratsira gnahy bakamin'ny tagnan'i Nabala, voho niaro gny mpanompony tamin'ny raty. Nagnampoly gny raty nataon'i Nabala teo amin'ny lohany avao ie." Bakeo Davida nagniraky sady niresaky tamin'i Abigaila, mba hangalaky gnazy ho valy. \v 40 Lafa avy tagny amin'i Abigaila tagny Karmela reo mpanompon'i Davida, la niresaky taminy rozy sady nanao hoe:" Nandefa gnanay ho atoy aminao i davida mba hangalaky gnanao ho valiny."