msh_1sa_text_udb/22/14.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 14 Sady i ahimeleka namaly gny mpanjaka ka nanao hoe;' Ia tamin'ireo mpanomponao iaby moa ro mahatoky mare manahaky gnan'i Davida, zay vinanto lahin'ny mpanjaka ro sady mpiamby gnanao avao koa, sady omem-boninahitsy ao an-tragnonao/ \v 15 Androany vasa ro fotoa voalohany nivavahako tamin-Dranagnahary mba hagnampia gnazy? Sagnatsia amiko anie io! Ka magnenga gny mpanjaka hagnisy ndra ino ino amin'ny mpanompony na amin'ny vahoainao la tsy lahay na ino ino gny amin'izao raharaha oiaby zao."