msh_1sa_text_udb/21/08.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 8 La hoy Davida tamin'i Ahimeleka hoe;' Tsy misy lefo na sabatsy azo ampiasa va an-tagnanao? Fa tsy nahatondra aho ndra gny sabatsy ndra reo fitaovam-pialiako tatoy amiko, fotony tena maika tokoa gny raharahan'ny mpanjaka." \v 9 Hoy lay mpisoro hoe;' Gny sabats'i Goliata lay Filistina , zay novonoanao tagny amin'ny Lohasan'i Elaha , zay mifogno siky ao ambaliky gny efoda ro ato. Laha tianao ala io, la alao, fa tsy misy fitaovam-pialia hafa ato." Hoy i Davida hoe:" Tsy misy sabatsy manahaky gnan'io raiky io; omeo gnahy io."