msh_1sa_text_udb/20/35.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 35 Gny maray, niboaky nagnagny an-tsaha tamin'ny fotoa voatondro niaraky tamin'i Davida i jonatana, voho gny zatovo lahy niaraky taminy. \v 36 Hoy ie tamin'ilay zatovolahy:' Milesa sady ilao reo ana-tsipika zay natifitso." Sady laha nilay lay zatovolahy, la notifiriny ana-tsipika tafarany tao. \v 37 Lafa avy teo amin'ny toera zay nitsatohan'ny ana-tsipika nalefan'i Jonatana lay zatovolahy, la nikaiky lay zatovolahy i Jonatana bakeo , sady nanao hoe:'Moa tsy ao afara va gny ana-tsipika?"