msh_1sa_text_udb/19/06.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 6 Nijanjy gnan'i Jonatana i Saoly . Ka nianiana hoe;' Laha mbo velo kao Yaveh, la tsy hovonoa ie." \v 7 La nikaiky gnan'i Davida i Jonatana, sady nivolagniny tamin'i Davida io raha iaby io. Nandesin'i Jonatana tagny amin'i Saoly i Davida , sady teo amin'ny fagnatrehany manahaky gny taloha ndraiky ie.